Entry avaratra
Part of speech noun
Malagasy definition Iray amin' ny vazan-tany efatra, an-kavian' ny tena raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny atsimo [Rajemisa 1985]
English definition the north. (Mal. utara; Sans. utara?) [Richardson 1885]
 the north [Hallanger 1973]
French definition nord [Hallanger 1974]
Examples Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [Andraina: Mitaraina, page 196]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
avaratra
avaratry
avaratr'
avara-
 
Compound words, titles, names 
Quotes 
Analogy  atsimo ~ atsinanana ~ andrefana

Entry avaratra
Part of speech noun
Malagasy definition Enti-milaza olona hajaina, ambony na mahamenamaso, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana toy ny hoe: Tany avo avaratra: Olona mpanankarena, mpanefohefo [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

2013/11/15