| Entry | 1 roahina |
| Root | 2 roaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ambenana ka arahina avy ato aoriana: Efa lasa noroahin' Ikoto any an-tsaha ny omby.
5 Atosika handeha hihataka: Roahy any io alika io. 6 Terena hiala, esorina: Noroahin' ny mpampianatra Ibalita fa sady tsy mahay no maditra. 7 Atao sesitany: Noroahin' ny fanjakana izy fa nahavita heloka bevava. [1.1] |
| Explanations in English |
8 to be driven away, to be expelled.
[1.7] |
| Explanations in French |
9 qu'on chasse; qu'on pousse devant soi; qu'on expulse.
[1.8] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 15 aharony, 16 ahorina, 17 aniraho, 18 anohary, 19 anorahy, 20 arahony, 21 aronahy, 22 haorina, 23 hariaño, 24 haroina, 25 hoarina, 26 iharano, 27 oharina, 28 rihaona, 29 roahina |
| Updated on 2025/11/11 |
|