Entry trosa
Part of speech noun
Malagasy definition Volan' olona any amin' ny tena mbola tsy maintsy haloa: Tsy mahaloa ny trosaho ianao ka hotoriko
¶ Adidy tsy maintsy hatao na hotanterahina; zavatra tsy maintsy hatao; fankasitrahana: Anananao trosa aho tamin' ny namonjenao ahy. [Rajemisa 1985]
French definition dette, traite [SLP 1986]
Compound words, titles, names 
Quotes 
Articles 

2017/06/29