|
|
|
|

Entry1  fanaovana
Root  2 tao
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanamboarana: Fanaovana latabatra
5 Fananganana: Sarotra ny fanaovan-trano
6 Fahariana: Fanaovana sary, laha teny [1.1]
7 fanomezana bika zavatra iray [1.13]
Explanations in English  8 The means or way of effecting anything. This word is used in many compounds. [1.2]
Explanations in French  9 l'action de faire, de bâtir, de construire, de fabriquer, d'agir, les instruments, le lieu, la cause:
10 Antoandro loatra ny fanaovanareo raharaha (Vous arrivez trop tard pour faire votre travail, pour travailler)
11 ~ Fanaovako sary io (Cela me sert à faire des images)
12 ~ Ento ny fanaovam-biriky (Portez l'instrument, le moule qui sert à faire des briques)
13 ~ Ao ny trano fanaovan-dabiera (Voilà la brasserie)
14 ~ Eto no misy trano fanaovam-printy (L'imprimerie est ici)

15 action de mettre, de placer
16 l'action d'appeler, de donner un nom, de dire
17 la pensée, la croyance, l'action de regarder comme, de prendre pour [1.3]
18 action, instrument pour faire [1.5]
19 façonnage [1.13]
Examples  20  Andro araonoan' omby no fanaovana. [1.437#]
21  Ny fanaovana azy koa dia samihafa. [1.353#]
22  Fanaovana loko ny raviny rehefa lovina. [2.245#]
Morphology 
23  Simple :
24  Prefixed :
Analogs  25  fanamboarana
All compound words  26  15 combinations of that word
Proverbs  27  Proverbs containing that word

Anagrams  fanaovana, 28 fanoavana

Updated on 2025/11/17