Entry (1/3) | 1 fihinanana |
Root | 2 hinana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Asa atao rehefa mihinana; fitsakoana sy filemenana ventin-kanina [1.1] |
Explanations in English |
5 the act of eating [1.7] |
Explanations in French |
6 action de manger [1.8] |
Examples |
7 Nanao fihinanana ankalamanjana, kosa, ny be sy ny maro.
[2.270]
8 Ary nony efa vita ny fihinanana, dia niteny ny Governora. [2.366] 9 Niara-nitsangana izy roa, dia nivoaka ny efitra fihinanana. [2.529] |
All compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word fihinanana |
Entry (2/3) | 13 fihinanana |
Root | 14 hinana |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Karama: Tsy hisy hanao an' io raha tsy misy fihinanana kely [1.1] |
Entry (3/3) | 17 fihinanana |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 fitana (rano), fandehanana anaty rano na lalina na lalindalina hiampitana eny amin'ny fitodiana andafin-drano [Tanala]
[1.78] |
Anagrams | 20 fananihany, 21 fihinanana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |