| Entry | 1 manembona |
| Root | 2 embona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mahatsiaro ka malahelo, manina: Manembona ny any aminay aho izany!
[1.1] |
| Examples |
5 Mafy izany manembona ny tany niaviana izany!
[2.528#]
6 manembona azy koa aho indraindray toa mifamaly amin' ny azy. [2.470#] |
| Morphology |
|
| Analogs | 10 lasa ambiroa, 11 lasa eritreritra, 12 lasam-borona, 13 lasa vinany, 14 mahatsiahy, 15 mahatsiaro, 16 mahatsiaro ny lavitra, 17 mandrembona, 18 mangorotsoka, 19 manimanina, 20 Manina, 21 vitsika momba kitay |
| Proverbs | 22 Proverbs containing that word |
| Anagrams | manembona, 23 manombèna |
| Updated on 2026/04/22 |
|