Entry kinarinarina (arinarina (arina))
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fomba filolohavan-javatra tsy hazonina, fa ny loha no ahetsiketsika kendrena hanohana azy tsy hianjera
¶ Fametrahan-javatra mihilangilana tsy asiana tohany [Rajemisa 1985]
French translation   jeu d'équilibre [SLP: Voambolana]
Quotes  

Updated on 2013/01/23