| Entry | 1 sonina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Tsihy zairina amin' ny fanjaibe hanjary ho toy ny harona ka atao fitahirizana ny valala vao, izay nampangotrahina kely dia nahahy ho maina [1.1] |
| Proverbs | 4 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/09/12 |
|