Entry Ohabolana Betsimisaraka
Part of speech name (book or play title)
Malagasy definition navoakan' i Samson Robert efa elaela ihany (tsy voalaza ao amin' ny boky ny taona). Voalahatra araka ny abidia : misy fivoasana ny teny sy ny hevitra mety tsy ho azo. [Rahajarizafy 1988]
Author Samson Robert, 1965
Publishing House 1965. Imprimerie Tamatavienne. Width: 13cm. Height: 20cm. Pages: 36.
Tables and plates All the titles
Illustrations 

Entry Ohabolana Betsimisaraka
Part of speech name (book or play title)
Malagasy definition navoakan' i Joël Laimijay tamin' ny taona 1961. Misy 1.145, voalahatra araka ny foto-kevitra manaraka abidia (ady, ahiahy, anatra, Andriamanitra...). Misy fivoasana ny teny sy ny hevitra mety tsy ho azo. [Rahajarizafy 1988]
Author Laimijay Joël, 1961
Tables and plates All the titles

Updated on 2020/07/31