Entry parasy
Part of speech noun
Malagasy definition Bibikely mitsentsitra ny ran' ny biby lehibe sy ny olona ka manaikitra mampangidihidy izaitsizy: Mitondra areti-mifindra toy ny pesta ny parasy
Mitovy hevitra: parapandy ~ parasaingy [Rajemisa 1985]
English definition a flea. See Parandy, Pia [Swa, papasi, ticks.] [Richardson 1885]
 a flea [Hallanger 1973]
French definition puce [Abinal 1888, Veyrières 1913, Hallanger 1974, SLP 1986]
 se disait des parasites [Veyrières 1913]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Examples Ny andro voalohany nianarana, dia nanome fanazavana Ramose momba ny pesta, ny asan' ny voalavo sy ny parasy amin' ny fielezan' ny aretina. [Andraina: Mitaraina, page 111]
Quotes 
Articles 

2017/06/29