Entry antsitrika (sitrika)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba filomanosana milentika any anaty rano sady misosa ao ka raha tsy elaela tsy mitranga erỳ lavidavitra [Rajemisa 1985]
English definition diving into water [Hallanger 1973]
French definition action de se plonger, de s'enfoncer dans l'eau [Abinal 1888]
 plongeon [Hallanger 1974]
Analogues  rano tsilany ~ tsikaroka ~ tsipy sandry
Examples Tapa-kevitra aho fa hanao antsitrika ihany. [Andraina: I Vola, page 63]
Quotes 

Updated on 2015/03/27