|
|
|
|

Entry1  mora
Part of speech  2  adjective or adverb
Explanations in Malagasy  3 Tsy sarotra atao: Mora adika io lahateny io ~ Mora ny maniny fa sarotra ny manao
4 Kely vidy, tsy lafo: Mora ny vary rehefa fararano
5 Malemy fanahy, malemy paika, rainazy: Tsy hahita olona mora be ohatra azy ianao
6 Miadana: Mandehana mora fa ratsy ny lalana (matetika ny verindroa moramora no ampiasaina amin' io hevitra io)
7 Amin-kalemem-panahy, tsy mitratreva: Alaina mora no fakana ny ankizy, indrindra rehefa ilay sakasakan-jaza iny izy
8 Malaky: Mora tezitra, mora misafoaka ny mpampianatra anay [1.1]
Explanations in English  9 easy; slow; cheap
10 easily [1.7]
Explanations in French  11 facile; bon marché [1.8, 1.13]
12 lent
13 facilement [1.8]
Examples  14  Ny fiainana tsy vita mora rahateo: [2.470]
Derivatives 
Active verbs :
Names :
Adjectives :
Adverbs :
All compound words  23  33 combinations of this word

Anagrams  24 maro, mora, 25 ramo, 26 Roma

Updated on 2025/11/09