Entry (1/3) | 1 tanana |
Part of speech | 2 participle |
Root | 3 tana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Gejaina amin' ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa sarotra ny mita Hazonina, tsy avala hivoaka: Notanany tao aminy ny zanany roa Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo |
Explanations in English |
5 [1.2] to be seized, to be held, to be grappled; to be charged |
Explanations in French |
6 [1.3#664] qu'on tient, qu'on retient, qu'on arrête, qu'on saisit, qu'on garde |
Morphology |
|
All compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word tanana |
Entry (2/3) | 16 tanana |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo. 19 [1.1] les pattes de devant chez les animaux (les mains chez l'Homme et les Lémuriens) Pour les plantes, désigne la base des pétioles des frondes de Fougères ; la base des tiges d'ignames, etc. |
Explanations in English |
20 [1.7] the hand the forelegs of quadrupeds |
Explanations in French |
21 [1.3, 1.8] la main, les mains 22 [1.3, 1.8] les pattes de devant chez les quadrupèdes 23 [1.3] les manches des habits, etc. 24 [1.5] main, manche, rayon 25 [1.405] [tañana] main [Sakalava-Mayotte] |
Examples |
26 [2.472] Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako
27 [2.471] Noraisiko ilay bodofotsy tsara tarehy teo akaikiko, dia nanaraka ny tanako ny sombiny voaraiko 28 [2.470] Any ampaosinao ny tanany vatany vao variana kely foana ianao |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 31 119 words containing tanana |
Vocabulary | 32 Biology 33 Zoology: (in general) |
Holonym |
|
Meronyms |
|
Co-meronyms |
|
Proverbs | 53 Proverbs containing the word tanana |
Article | 54 Randzavola: tanana ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Entry (3/3) | 55 tanàna |
Part of speech | 56 noun |
Explanations in Malagasy |
57 [1.1] Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra ara-pomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isan-karazany: Mipetraka any antanàna izy fa tsy etý ambanivohitra. |
Explanations in English |
58 [1.7] a town, a city (written with the accent) |
Explanations in French |
59 [1.8] ville, village (s'écrit toujours avec l'accent) 60 [1.405] ville, village [Sakalava-Mayotte] |
Examples |
61 [2.131] eny fa mahalala rariny tokoa izato hianao / ry Ifiadanana / ka sanatria tokoa raha hafoiko ny tanànanay.
62 [2.324] nefa ny firefodrefotry ny basy ao an-tanànan' Antsirabe mbola tsy mijanona. |
Morphology |
|
All compound words | 64 27 words containing tanana |
Vocabulary | 65 Geography: (in general) |
Proverbs | 66 Proverbs containing the word tanàna |
Article | 67 Randzavola: tanàna sy vohitra ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Anagrams | 68 Natana, 69 tanana, tanàna |
Updated on 2025/09/13 |
![]() |