Entry mandrairay (rairay)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mikasika, manendritendry, manohintohina: Aza mandrairay zavatr' olona fa maloto ny tananao
¶ Mangalangalatra [Rajemisa 1985]
English definition to receive, to accept. [Richardson 1885]
Morphology 
mandrairay
nandrairay
handrairay
mandrairaisa
Quotes 

2010/05/14