Entry (1/4) | 1 volana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [vôlaña]
teny [Sihanaka]
[1.78] 4 Teny atao, teny aloakan' ny vava [1.1] |
Explanations in English |
5 speaking [1.7] |
Explanations in French |
6 speech [1.3, 1.7] 7 parole [1.3, 1.8] 8 promesse, engagement [1.3] 9 action de parler [1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 21 48 combinations of volana |
Vocabulary | 22 Linguistics |
Synonyms | 23 kabary |
Proverbs | 24 Proverbs containing the word volana |
Entry (2/4) | 25 volana |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in Malagasy |
27 Antontan-javatra mihodina manodidina ny tany nefa mandray hazavana avy amin' ny masoandro, ka io hazavana io no atarany ety amin' ny tany rehefa mifanitsy ny faritra voazavan' ny masoandro aminy sy ny tany: Telo andro sisa dia ho fenomanana ny volana [1.1] |
Explanations in English |
28 the moon [1.7] |
Explanations in French |
29 la lune [1.8] |
Examples |
30 Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony
[2.470]
31 Fa tsy misy kintana. Tsy misy volana. Tsy misy lanitra!... [2.471] |
All compound words | 32 33 combinations of volana |
Vocabulary | 33 Astronomy |
Analogs | 34 fenomanana |
Proverbs | 35 Proverbs containing the word volana |
Article | 36 Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/4) | 37 volana |
Part of speech | 38 noun |
Explanations in Malagasy |
39 Ny fotoana ihodinan' ny volana manodidina ny tany Ny volana malagasy dia mifanentana amin' ny fihodinan' ny volana manodidina ny tany mihitsy ka maharitra 28 andro mahery kely hatrany ary roa ambin' ny folo no isany: alahamady, adaoro, adizaoza, asorotany, alahasaty, asombola, adimizana, alakarabo, alakaosy, adijady, adalo, alohotsy, fa ny volana vazaha kosa dia notsinjaraina mitovitovy faharetana fotsiny: zanvie: 31 andro, fevrie: 28 na 29, marsa: 31, avrily: 30, may: 31, jiona: 30, jolay: 31, aogositra: 31, septambra: 30, oktobra: 31, novambra: 30, desambra: 31. [1.1] |
Explanations in English |
40 a month [1.7] |
Explanations in French |
41 le mois [1.8] 42 mois [1.13] |
Examples |
43 Efa iray volana sy tapany no nipetrahan-dRandrianaivo tao Antsirabe
[2.324]
44 Afaka roa volana eo ho eo, hono, dia handalo ny mpisafo [2.470] 45 volana vitsivitsy taorian'izay, nisy vaovao lehibe anankiray hafa koa, ary nikasika ny miaramilam-potaka ity [2.472] 46 Ka jereo tokoa fa ireo anaram-bolana vaovao (alahamady, adaoro, adizaoza - asorotany, alahasaty, asombola - adimizàna, alakarabo, alakaosy - adijady, adalo, alohotsy) izay nisolo ny anaram-bolana malagasy mbola voatahirin' ny Betsileo sy ny tanin-drana (asaramanitra, vatravatra, asotry - hasiha, valasira, faosa - maka, hia, sakamasay - sakave, volambita, asa-ramaimbo), ny anaran' ny andro fito amin' ny herinandro, ny sorabe (fomba fanoratra hain' ny Ombiasy teo aloha), ny fombam-panandroana sy ny fomban-tsikidy: miharihary fa avy amin' ny Talaotra avokoa. [2.296#] |
All compound words | 47 17 combinations of volana |
Vocabulary | 48 Time |
Hyponyms |
|
Proverbs | 125 Proverbs containing the word volana |
Tables and plates |
126 Measure of Time |
Article | 127 Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly |
Entry (4/4) | 128 volana |
Part of speech | 129 noun |
Explanations in French |
130 à l'origine du nom des pièces de monnaie, rondes comme cet astre vu dans son plein [1.196] |
All compound words |
|
Vocabulary | 132 Economy: finances, management |
Anagrams | 133 lovana, 134 valona, 135 volana |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |