| Entry (1/2) | 1 asorotany |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 anaran' ny volana fahefatra, reni-vintana eo amin' ny zorony atsimo-atsinanana.
4 Ataon' ny mpanandro hoe farafara-akora koa ny anarany, nefa tsy fantatra mazava izay heviny amin' izany. [1.10] 5
66 Anaran' ny volana fahefatra amin' ny filaharan' ny volana malagasy merina, aorian' ny Adizaoza ary alohan' ny Alahasaty, ka ny toerana omena azy ao an-trano dia eo amin' ny zoron-trano atsimo atsinanana 67 Fanandroana: Vavany: raha tsy maty kely dia tratra antitra, omena olon-kafa havana fa andro mahery, tsy tezain-dray aman-dreny; vontony: tratra antitra; vodiny: tsara, manan-karena, raha tsy maty kely dia tratra antitra [1.1] |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
| Explanations in English |
68 the name of the fourth month of the Malagasy year. [Ar. As-saratanu - Cancer.]
[1.2] |
| Examples |
69 koa dia nody Antananarivo tamy ny andro Alakamisy 14 asorotany 1864.
[2.59#40]
|
| Vocabulary | 70 Time 71 Beliefs |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Combinations | 148 asorotanitsisatry |
| Proverbs | 149 Proverbs containing that word |
| Tables and plates |
150 Measure of Time |
| Entry (2/2) | 151 asorotany |
| Part of speech | 152 noun |
| Explanations in Malagasy |
153 zana-pehintany avaratry ny fehibe
[1.13] |
| Explanations in French |
154 tropique du Cancer
[1.13] |
| Vocabulary | 155 Geography: (in general) |
| Analogs | 156 adijady, 157 zanapehintany |
| Illustrations |
|
| Anagrams | asorotany, 159 isotroana |
| Updated on 2026/03/07 |
|