Entry vola
Part of speech noun
Malagasy definition Metaly sarobidy, izay fotsy mamirapiratra, anaovana vola sy firavaka [Rajemisa 1985]
English definition silver [Hallanger 1973]
French definition argent [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Vocabulary 
Synonyms volafotsy
Quotes 
Toponymy Place names having the word vola (13)
Ambalavola
Ambatovola
Ambohibola
  Ambohimanambola
Amparafaravola
Amparafaravolakely
  Andranovola
Androrangavola
Anosivola
  Ivola
Sahavola
Vohibola
  Volazato
Analogy  Ag ~ firaketan'i Mendeleiev

Entry vola
Part of speech noun
Malagasy definition Taratasy na metaly misy sary ary voamarika, ataon' ny fanjakan' ny tany tsirairay avy, ka manan-kery amin' io tany io hahazoana mividy zavatra: Tsy azo vidim-bola aman-karena izahy [Rajemisa 1985]
 drala [SLP: Voambolana]
English definition money in general [Hallanger 1973]
French definition argent; monnaie [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Articles 
Toponymy Place names having the word vola (0)

Entry vola
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] volana mpanazava alina [Rakotosaona 1972]

2017/06/29