|
|
|
|

Entry1  sakamasay
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [Antesaka] volana fahavalo amin'ny taona (Aogositra) [1.78]
4 [Bara] anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Jona [1.78]
5 [Bezanozano] volana fahasivy amin'ny taona [1.78]
6 [Sihanaka] anaram-bolana fahenina amin'ny taona [1.78]
7 [Tanosy] volana fahavalo amin'ny taona [1.78]
Examples  8  ny Hiahia dia ho Asorontany ny Sakamasay dia ho Alahatsy [2.113]
Vocabulary  9  Time
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  sakamasay, 86 Samakiasa

Updated on 2026/02/04