| Entry (1/4) | 1 maka |
| Root | 2 aka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandray, mangalatra: Nisy naka ny bokiko teto ambony latabatra
5 Mandeha mba hitady ary hitondra, miharana: Lasa naka rano any am-pantsakana i Soa, ary naka kitay any an-tsaha i Benaivo 6 Mandeha mba hiangavy (olona) ho tonga: Lasa naka dokotera i dada fa manavy ny zandrinay 7 Mandeha mba hitondra (zavatra) hiverina: Ndeha maka antsy atsy atsinanana atsy, ry Veto a! [1.1] |
| Explanations in English |
8 to fetch, to bring, to take
[1.2] 9 to take, to fetch [1.7] |
| Explanations in French |
10 prendre, chercher
[1.8] |
| Examples |
11 tsy maka tsy an-tampon-kandrina, tsy mivoaka afa-tsy an-taro-po : mahavoa iny, mahafaty;
[2.69#]
12 Amin' ny iray anie e, hoy indray izy mamerina ny hafatra sady maka toky amin' ny mpanofa. [2.470#] |
| Morphology |
|
| All compound words | 17 39 combinations of this word |
| Proverbs | 18 Proverbs containing that word |
| Entry (2/4) | 19 makà |
| Root | 20 aka |
| Part of speech | 21 imperative of active verb maka [Full list] |
| Examples |
22 Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra
[1.1]
|
| Entry (3/4) | 23 maka |
| Part of speech | 24 noun |
| Explanations in Malagasy |
25 volana fahafito amin'ny taona
[Tambahoaka]
[1.78] 26 volana fahaenina amin'ny taona (Jona) [Taisaka] [1.78] 27 volana fahaefatra amin'ny taona [Bara] [1.78] 28 anaram-bolana fahavalo amin'ny taona [Bezanozano] [1.78] |
| Vocabulary | 29 Time |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Entry (4/4) | 105 Maka |
| Part of speech | 106 name (biblical) [Full list] |
| Explanations in English |
107 Maacah
[2.996] |
| Explanations in French |
108 Maaka
[2.996] |
| Examples |
109 makatita no natao anaran' ny mponina tao maka
[1.38]
|
| Vocabulary | 110 Holy Scriptures |
| Synonyms | 111 maaka, maakà, maaka |
| Biblical quotes | 112 Chapters and verses mentioning Maka |
| Article | 113 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Maka |
| Anagrams | 114 Kama, kama, 115 Maka, makà, maka |
| Updated on 2025/11/17 |
|