| Entry | 1 volasira |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 volana faharoa amin'ny taona.
[Sakalava]
[1.78] |
| Examples |
4 Mampandre anareo aho fa ny volana malagasy dia hovana ka hitondra ny anaram-bintana temoro hatramin' izao : ka ny volasira dia ho Alahamady;
[2.113#]
|
| Vocabulary | 5 Time |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Anagrams | 81 sarivalo, 82 volasira |
| Updated on 2025/11/09 |
|