Entry asotry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Volana fahatelo amin'ny taona [1.78]
  [Taimoro] Fararano, ririnina [1.78]
  [Taisaka] Tonontaona mangatsiaka, ririnina (may - jolay) [1.78]
  [Bara] Ririnina [1.78]
  [Bezanozano] Volana fahenina amin'y taona [1.78]
  [Betsimisaraka] Volana iray amin'ny volana. Mahery varatra io volana io. Volana faha-12: Ny volana asotry no mamarana ny taona [1.78]
  [Sihanaka] Anaram-bolana voalohany amin'ny taona [1.78]
 Fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana [1.13]
Explanations in French  [Taisaka] Saison fraîche, d'avril à juillet [1.82]
  [Tankarana] Mois sakalava correspondant à décembre. [1.19]
 Saison sèche [1.13]
Vocabulary 
Synonyms sotry ~ main-tany

Anagrams 

Updated on 2020/07/31