| Entry | 1 valasira |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 anaram-bolana faharoa amin'ny taona (febroary) [Tambahoaka, Sihanaka]
[1.78] 4 anaran'ny volana fahaefatra amin'ny taona [Taisaka] [1.78] 5 volana fahatelo amin'ny taona [Bara] [1.78] 6 volana fahaefatra amin'ny taona [Tanosy] [1.78] 7 janvier [Tandroy] [2.584] |
| Explanations in French |
8 nom de mois qui correspond à peu près à janvier [Tandroy]
[1.14] |
| Vocabulary | 9 Time |
| Synonyms | 10 vala-tsira |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|