Entry volambita
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] anaran'ny volana faha-11 amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
   [Bara] anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Aogostra [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano] volana faha-11 amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka, Tanosy] anaram-bolana fahavalo amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  
Quotes  

Updated on 2009/02/23