| Entry | 1 fevrie |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Volana faharoa amin' ny taona araka ny fanisana andro vabiny atao hoe kalandrie; 28 no isan' ny andro amin' ny fevrie tsotra, fa 29 kosa isaky ny efa-taona, izany hoe amin' ny taona miafara amin' ny tarehi-marika azo zaraina / ny roa farany, oh. 1980.
[1.1] |
| Explanations in English |
4 February.
[3.1] |
| Explanations in French |
5 février.
[3.1] |
| Examples |
6 Ka hatramin' izay dia ny didim-panjakana laharana 2007-151 tamin' ny 19 fevrie 2007 no mametra ny fandaminana, ny fampandehanan-draharaha ary ny andraikitra.
[4.27#]
|
| Vocabulary | 7 Time |
| Synonyms | 8 febroary |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Tables and plates |
84 Measure of Time |
| Updated on 2025/11/09 |
|