Entry ranomasina (rano, hasina)
Part of speech noun
Malagasy definition Rano lalina sady midadasika ary manonja misamboaravoara, manodidina ny tany: Masirasira ny tsiron' ny ranomasina ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany [Rajemisa 1985]
English definition The sea
¶ the first water carried up at the ceremony of circumcision, which is obtained by the immersion of the person fetching it, together with the calabash in which it is carried. Should the child be expected to reign, the water must be fetched from the sea. [Jav. Ranu masim.] [Richardson 1885]
 the sea [Hallanger 1973]
French definition la mer [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Morphology 
ranomasina
ranomasiko
ranomasinao
ranomasiny
ranomasintsika
ranomasinay
ranomasinareo
ranomasin'
ranomasin-
ranomasim-
ranomasi-
-dranomasina
-dranomasiko
-dranomasinao
-dranomasiny
-dranomasintsika
-dranomasinay
-dranomasinareo
-dranomasin'
-dranomasin-
-dranomasim-
-dranomasi-
Compound words, titles, names 
Examples 
1Heveriko fa eo amin' ny ranomasina ny ho-avinareo. [Andriamalala: Ranomasina, page 42]
2Ireo no tany fanalan' andriana ranomasina. [Callet: Tantara, page 75]
Quotes 
Articles 

Entry Ranomasina
Part of speech name (book or play title)
Malagasy definition jereo Andriamalala: Ranomasina
Author 
Tables and plates All the titles

2017/10/19