Entry vatravatra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fahatongavana rodobe amin-kery
¶ Filatsahana havandra na orana vaventy sa [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   a shower, large drops of rain [Richardson 1885]
   downpour of rain [Hallanger 1973]
French translation   action d'arrivée avec violence; grosse pluie [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry vatravatra
Part of speech   noun
Malagasy definition   volana voalohany amin'ny taona (Janoary) [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   volana faha-12 amin'ny taona, jonjo [Bara] [Rakotosaona 1972]
   volana faharoa amin'ny taona [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]
   anaram-bolana faha-11 amin'ny taona [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
   volana voalohany amin'ny taona [Tanosy] [Rakotosaona 1972]
English translation   the ancient and provincial name of one of the months [Provincial] [Richardson 1885]
Vocabulary  

Updated on 2012/04/24