|
|
|
|

Entry1  sakave
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [Antambahoaka] volana fahafolo amin'ny taona [1.78]
4 [Antesaka] anaran'ny volana fahasivy amin'ny taona, tonontaona maina, maintany [1.78]
5 [Bara] anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Jolay [1.78]
6 [Tanosy] volana fahasivy amin'ny taona [1.78]
Vocabulary  7  Time
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2026/02/04