| Entry | 1 febroary |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Volana faharoa amin' ny taona araka ny fanisana andro vabiny atao hoe kalandrie; 28 no isan' ny andro amin' ny fevrie tsotra, fa 29 kosa isaky ny efa-taona, izany hoe amin' ny taona miafara amin' ny tarehi-marika azo zaraina / ny roa farany, oh. 1980.
[1.1] |
| Explanations in English |
4 February.
[3.1] |
| Explanations in French |
5 février.
[3.1] |
| Vocabulary | 6 Time |
| Synonyms | 7 fevrie |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Tables and plates |
83 Measure of Time |
| Anagrams | 84 febroary, 85 fiborera |
| Updated on 2025/11/09 |
|