|
|
|
|

Entry (1/3)1  fosa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Filazana kileman' olona tsy eo imasony, fanambarana ny toetran' ny hafa mba hanaratsiana azy [1.1]
Explanations in English  4 backbiting, calumniating, scandalizing. Comp. endrikendrika, manaratsy [1.2]
Explanations in French  5 diffamation, dénigrement, rapports faits en cachette et souvent exagérés, médisance [1.3#188]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
All compound words  14  3 combinations of that word
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Entry (2/3)16  fôsa
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18 volana fahadimy amin'ny taona [Taisaka, Tanosy] [1.78]
Explanations in French  [fosa] 19 mois de mai [Taisaka] [1.82]
Examples  20  ny fosa dia ho Adaoro ny Maka dia ho Adizaoza [2.113#]
Vocabulary  21  Time
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (3/3)97  fosa
Part of speech  98  noun
Explanations in Malagasy  99 Biby mpihina-nofombiby hafa, mitovy habe amin' ny alika ary mitovy endrika amin' ny saka; manja mena ny volony ary mena ny masony; loza raha hiani-kazo; tsy mivoaka raha tsy amin' ny alina andripahany ny akoho amam-borona [1.1]
Explanations in English  100 "A small and graceful cat-like animal peculiar to Madagascar (both the genus and the family of which it is the sole member are confined to the island), formerly classed among the Viverridae,
101 but now considered to form a distinct family between the cats and civets."
102 It is a plantigrade animal and extremely ferocious.
103 Cryptoprocta ferox , Benn. Probably the same as pintsala.
104 Also the name of a species of civet, of a peculiar genus, D'Aubenton's fossane. Fossa d'Aubentonii, Gray. [1.2]
105 a Malagasy carnivore something like a large mink [1.7]
Explanations in French  106 Cryptoprocta ferox, petit carnassier [Taisaka] [1.82]
107 genette fossane [1.54]
108 carnivore malagasy, espèce de genette [1.8]
109 fosa (Cryptoprocta ferox) [4.22]
Examples  110  Vory teo daholo hono ireo biby rehetra ireo tamin' io : ny fosa, ny akanga, ny papango. [1.508#]
111  nefa ny vorona sy ny araboa-dia, ny fosa, ny kary, nikarenjy tamin' ireny boalaboala ireny. [1.437#]
112  Fony izy mbola teto, saiky lany tamingana ny lambo sy ny fosa fa ny tsy matin' ny bala, voan' ny fandrika. [2.529#]
Vocabulary  113  Zoology: mammals
Scientific name 
Proverbs  115  Proverbs containing that word
Illustrations 

Anagrams  fôsa, fosa, 116 safo, 117 Sofa

Updated on 2025/11/27