|
|
|
|

Entry (1/2) 1  asombola
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 anaran' ny volana fahenina (Arabo Es-soumboul (salohim-barin ny Virginy)).
4 Lazain' ny mpanandro fa ny Asombola dia vorombe-tsi-tana. Tsy fantatra mazava izay tena hevitr' izany; nefa izao no fanaon' ny ntaolo: raha handranto izy, na hikarama lavidavitra, dia tsy nivoaka raha tsy Asombola toy izany koa raha hampiditra na hamoaka omby mifahy. [1.10]
5  [3.1]
66 Anaran' ny volana fahenina amin' ny volana malagasy merina, aorian' ny Alahasaty ary alohan' ny Adimizana, ka ny toerana nomena azy fahiny ao an-trano dia amin' ny lafin-drindrina atsimo ilany andrefana
67 Fanandroana: Vavany: raha lehilahy, mpivarotra, mahazo vola; raha vehivavy, mpanao taozavatra, mpila harena; vodiny: tsara, hanan-karena, mpila vola [1.1]
Explanations in English  68 the name of the sixth month of the Malagasy year. [Ar. As-sumbulu - Spica Virginis, or in Virgo.] [1.2]
Explanations in French  69 nom du sixième mois de l'année malgache
70 nom d'un destin [1.3]
Examples  71  ary nony ampitso Alahady 14 Septembra 26 asombola dia niangona tao. [2.59#271]
Vocabulary  72  Time 73  Beliefs
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Combinations  150  2 expressions, toponymes, etc... with that word
Tables and plates  151  Measure of Time

Entry (2/2) 152  asombola
Part of speech  153  noun
Explanations in Malagasy  154 ny tera-tsikidy valo amin' ny reniny efatra, ka ny roa dia eo amin' ny tsanganany, ary ny roa ao amin' ny tsivalany; takalo tenany io, ka raha tsy amonoina omby eo atsinanan-trano tsy sitrana ny marary; fa raha vola kosa, tsy azo raha tsy atao ao anaty moara (na mohara) ny Asombola 12, izany hoe asiana taniravo kely avy ny niteorany, dia iny taniravo iny no raofina ka atao ao anaty moara. [1.10]
Analogs  155  sikidy
Text  156 

Updated on 2026/03/06