|
|
|
|

Entry1  hatsiha
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] volana fahatelo amin'ny taona [Taisaka]
4  [1.78] anaram-bolana mifanandrify amin'ny volana Marsa [Bara]
5  [1.78] volana fahatelo amin'ny taona [Tanosy]
6  [2.584] février [Tandroy]
Explanations in English  7  [1.2] the name of one of the months [Provincial]
Explanations in French  8  [1.82] [hatsia] le mois de mars [Taisaka]
9  [1.14] nom de mois (février) [Tandroy]
Examples  10  [2.285#] Ary dia mbola mandry eritreritra soa aman-tsara isika manatri-maso ny fahalevonan' ny Vatravatra, safary, hatsiha songonan' ny zanvie, febroary, martsa.
Vocabulary  11  Time
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2025/09/12