Entry (1/4) | 1 loko |
Part of speech | 2 noun |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 18 12 words containing loko |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] Sora-javatra: Vony sy maitso tanora ny lokon' ny tranony Ranona vovoka noharoina ka mahatonga volon-javatra sy sorany araka ny karazany: Ampifangaroy ireto loko roa ireto fa ho tsara |
Explanations in English |
20 [1.7] paint; color rouge and lipstick |
Explanations in French |
21 [1.3, 1.8, 1.13] peinture, couleur 22 [1.8] rouge à lèvres 23 [1.196] (1) (toute l'île) (du malais : lukis sanscrit : lush . arabe : luq). Nom général des matières colorantes utilisées en teinturerie. La plupart d'entre elles étaient d'origine végétale avant l'importation des teintures chimiques. Leur emploi est à peu près complètement tombé en désuétude de nos jours. Nom donné aux cires, résines, latex et autres secrétions végétales, surtout lorsqu'elles sont colorées ou deviennent colorées en s'oxydant au contact de l'air. [Sakalava] 24 [Mahafaly] 25 [Taimoro] |
Examples |
26 [1.223] Raha loko mainty re no atao hoe?
27 [2.245] Fanaovana loko ny raviny rehefa lovina. 28 [1.225] Taratry ny vodilanitra sisa loko amin'ny rano. 29 [1.38] ary izy no nahazoan'ny Foinikiana ny loko volomparasy. 30 [2.499] Notarafin' ny masoandro ndeha hody ireny ka niravaka loko maha-te-hijery. |
Hyponyms |
|
Tables and plates |
129 volo/colors/couleurs |
Entry (2/4) | 130 loko |
Part of speech | 131 noun |
Explanations in Malagasy |
132 [1.78] [Taisaka]
savoka 133 [1.78] [Bezanozano] dity 134 [1.1] Dity anakambanana zavatra mba hiraiketany mafy: Ny taratasim-panjakana matetika dia voadity amin' ny loko afo. 135 [1.13] bontily, savoka |
Explanations in English |
136 [1.7] sealing wax; glue |
Explanations in French |
137 [1.8] cire à cacheter; colle 138 [1.13] cire d'abeille |
Analogs | 139 bontily, savoka |
Entry (3/4) | 140 loko |
Part of speech | 141 noun |
Explanations in Malagasy |
142 [1.78] [Sihanaka]
nonon'omby vavy |
Vocabulary | 143 Zoology: (in general) |
Entry (4/4) | 144 lôko |
Part of speech | 145 noun |
Explanations in French |
146 [1.405] [Sakalava-Mayotte]
poisson |
Vocabulary | 147 Zoology: fishes |
Anagrams | 148 kolo, lôko, loko |
Updated on 2025/08/22 |
![]() |