Entry Diksionera amin' ny Baiboly
Elementary words diksionera ; Baiboly
Part of speech name (book title)
Author Evans, 1939; Randzavola Henri, 1939
Publishings 1952. Librairie Protestante. Width: 16cm. Height: 22cm. Pages: (1) i-x, 1-544; (2) 545-1098. Volumes: 2.
Analogs  Abidin' ny Baiboly ~ Ny Diksionary amin' ny Baiboly
Table of Contents 

FANAFOHEZAN-TENY
Misy fanafohezan-teny vitsivitsy ampiasaina ato amin' ity boky ity, dia ireto:
Test. Tal. Testamenta Taloha
Test. Vao. Testamenta Vaovao
MSS Manoskripta na Sora-tanana
A.D. Anno Domini (fanisana ny taona hatramin' ny andron' ny Tompo no mankatỳ)
B.C. Before Christ (fanisana ny taona talohan' ny andron' ny Tompo)
J.E.D.P. Filazana samy hafa nahazoana ny tantara ao amin' ny Pentatioka sy ny boky sasany.

Ary ny anaran' ny boky ao amin' ny Baoboly dia hafohezina toy izao:

Tables and plates All the titles
Illustrations 

Updated on 2023/07/25