| Entry | 1 mandoko |
| Root | 2 loko |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manosotra loko: Efa lehibe tokoa Ramatoa iny saingy mandoko volo izy ka tsy fantatra.
5 Mametaka amin' ny dity, lakoly, gilio...: Mandoko peta-drindrina amin' ny tavolo Rakoto. 6 Manisy kase taratasy mba tsy hahazoana mamoha azy. [1.1] |
| Explanations in English |
7 to paint, to color; to glue.
[1.7] |
| Explanations in French |
8 peindre, colorer; coller.
[1.8] |
| Examples |
9 Mariho ny fahaizan' ny mpanoratra mandoko na amin' ny alalan' ny hevitra izany na amin' ny alalan' ny fomba fanoratra.
[2.314#]
|
| Morphology |
|
| Anagrams | 14 komando, 15 mandoko |
| Updated on 2025/11/11 |
|