|
|
|
|

Entry (1/4)1  volana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [vôlaña] teny [Sihanaka] [1.78]
4  Teny atao, teny aloakan' ny vava [1.1]
Explanations in English  5  speaking [1.7]
Explanations in French  6  speech [1.3, 1.7]
7  parole [1.3, 1.8]
8  promesse, engagement [1.3]
9  action de parler [1.8]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  21  48 combinations of volana
Vocabulary  22  Linguistics
Synonyms  23  kabary
Proverbs  24  Proverbs containing the word volana

Entry (2/4)25  volana
Part of speech  26  noun
Explanations in Malagasy  27  Antontan-javatra mihodina manodidina ny tany nefa mandray hazavana avy amin' ny masoandro, ka io hazavana io no atarany ety amin' ny tany rehefa mifanitsy ny faritra voazavan' ny masoandro aminy sy ny tany: Telo andro sisa dia ho fenomanana ny volana [1.1]
Explanations in English  28  the moon [1.7]
Explanations in French  29  la lune [1.8]
Examples  30  Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [2.470]
31  Fa tsy misy kintana. Tsy misy volana. Tsy misy lanitra!... [2.471]
All compound words  32  33 combinations of volana
Vocabulary  33  Astronomy
Analogs  34  fenomanana
Proverbs  35  Proverbs containing the word volana
Article  36  Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly

Entry (3/4)37  volana
Part of speech  38  noun
Explanations in Malagasy  39  Ny fotoana ihodinan' ny volana manodidina ny tany
Ny volana malagasy dia mifanentana amin' ny fihodinan' ny volana manodidina ny tany mihitsy ka maharitra 28 andro mahery kely hatrany ary roa ambin' ny folo no isany: alahamady, adaoro, adizaoza, asorotany, alahasaty, asombola, adimizana, alakarabo, alakaosy, adijady, adalo, alohotsy, fa ny volana vazaha kosa dia notsinjaraina mitovitovy faharetana fotsiny: zanvie: 31 andro, fevrie: 28 na 29, marsa: 31, avrily: 30, may: 31, jiona: 30, jolay: 31, aogositra: 31, septambra: 30, oktobra: 31, novambra: 30, desambra: 31. [1.1]
Explanations in English  40  a month [1.7]
Explanations in French  41  le mois [1.8]
42  mois [1.13]
Examples  43  Efa iray volana sy tapany no nipetrahan-dRandrianaivo tao Antsirabe [2.324]
44  Afaka roa volana eo ho eo, hono, dia handalo ny mpisafo [2.470]
45  volana vitsivitsy taorian'izay, nisy vaovao lehibe anankiray hafa koa, ary nikasika ny miaramilam-potaka ity [2.472]
46  Ka jereo tokoa fa ireo anaram-bolana vaovao (alahamady, adaoro, adizaoza - asorotany, alahasaty, asombola - adimizàna, alakarabo, alakaosy - adijady, adalo, alohotsy) izay nisolo ny anaram-bolana malagasy mbola voatahirin' ny Betsileo sy ny tanin-drana (asaramanitra, vatravatra, asotry - hasiha, valasira, faosa - maka, hia, sakamasay - sakave, volambita, asa-ramaimbo), ny anaran' ny andro fito amin' ny herinandro, ny sorabe (fomba fanoratra hain' ny Ombiasy teo aloha), ny fombam-panandroana sy ny fomban-tsikidy: miharihary fa avy amin' ny Talaotra avokoa. [2.296#]
All compound words  47  17 combinations of volana
Vocabulary  48  Time
Hyponyms 
Proverbs  125  Proverbs containing the word volana
Tables and plates  126  Measure of Time
Article  127  Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly

Entry (4/4)128  volana
Part of speech  129  noun
Explanations in French  130  à l'origine du nom des pièces de monnaie, rondes comme cet astre vu dans son plein [1.196]
All compound words 
Vocabulary  132  Economy: finances, management

Anagrams  133 lovana, 134 valona, 135 volana

Updated on 2025/09/19