Entry (1/7) | 1 mena- |
Part of speech | 2 morphological form of menaka |
Examples |
3 [2.588#113] Ny henan-kisoa sy ny zavatra misy mena-kisoa dia tsy azo entina ao, ary na dia miteny fotsiny ny hoe: "kisoa" aza dia tsy azo atao ao 4 [2.996.1.19.23] |
Entry (2/7) | 5 mena- |
Part of speech | 6 morphological form of menatra |
Entry (3/7) | 7 mena |
Part of speech | 8 adjective |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Sora-javatra na volon-doko manahatahaka ny an' ny ra na ny afo: Akanjo mena no nanaovany ka toa voamarik' ilay omby izy ka nenjehiny |
Explanations in English |
10 [1.7] red |
Explanations in French |
11 [1.3, 1.8] rouge |
Examples |
12 [2.69] Tranon-drafodilahy trano mena! 13 [2.298] Zavatra mena aby, ka tsy fantatra: 14 [2.558] Kibobo sy menamaso ka no hatahotra maso mena? |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Ethnonyms |
|
Anthroponyms |
|
Toponyms |
|
Titles |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs | 143 Proverbs containing the word mena |
Tables and plates |
144 The Colors |
Entry (4/7) | 145 mena |
Part of speech | 146 adjective |
Explanations in Malagasy |
147 [1.78] [Bara]
tezitra 148 [1.1] Tezitra: Mena ny anao lahy raha vao nahare izay teny izay ha tafatsangana' ndeha hamely |
Explanations in French |
149 [1.3] emporté, rouge de colère, qui rougit de honte |
Entry (5/7) | 150 mena |
Part of speech | 151 adjective |
Vocabulary |
152 Economy: breeding, farming |
Tables and plates |
153 Cattle Coat Colors |
Illustrations |
|
Entry (6/7) | 155 meña |
Part of speech | 156 active verb |
Explanations in Malagasy |
157 [1.78] [Taisaka]
mankany ... |
Entry (7/7) | 158 mena
![]() |
Part of speech | 159 morphological form of mener |
Examples |
160 [1.3] Il mena à bonne fin cette affaire (Nasehaka izany raharaha izany izy) 161 [1.3] Il mena les boeufs aux champs (Nanatitra ny omby ho any an-tsaha izy) |
Anagrams | 162 mane, mena-, mena, meña, naem |
Updated on 2025/06/09 |
![]() |