Entry menatra (henatra)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Mahatsiaro tena ho afa-baraka fa nahavita asa na nampiseho toetra tsy mendrika: Menatry ny lainga nataony izy
¶ Matahotahotra miseho eo imason' olona: Menatra aho mamakivaky ireo olona ampolony maro tsy manan-kojerena afa-tsy izaho
Mitovy hevitra: kaonitra ~ mihasihasy ~ misafosirana ~ saikatra ~ sakodiavatra ~ saro-kenatra ~ somaingisain gy [Rajemisa 1985]
English translation   shamed; bashful [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   disgraced, sulky [Richardson 1885]
French translation   avoir honte, être timide [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   être confus, rougir, être honteux, avoir à rougir [Abinal 1888]
Examples  
1fa hianao mila tsy mahazo no menatra olona [Fox: Hainteny, number 397]
2Razaimalala kosa toa menatra, ka tsy nahateny intsony [Rajohanesa: Kintana]
3nahatsiaro menatra izany izahay [Andraina: Mitaraina, page 46]
4menatra anao aho (j’ai honte de me présenter devant vous; j’ai honte de vous) [Abinal 1888, page 235]
5tsy mahalala menatra izy (il ne sait pas avoir honte, il est sans pudeur) [Abinal 1888, page 235]
6aleo maty toy izay menatra (plutôt mourir que d’avoir à rougir) [Abinal 1888, page 235]
Derivations  
Morphology  
menatra
menatry
menatra
ho menatra
menara
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2017/06/26