Entry haka (aka)
Part of speech   morphological form of the word maka
Examples   Aoka aho haka rivotra kely. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 56]

Entry haka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Fotsy botsiaka, maina [Rajemisa 1985]
English definition   [Richardson 1885]
French definition   clair, sec [Abinal 1888]
Derivations  

Entry haka
Part of speech   noun or adjective
Malagasy definition   Sakaiza: Tonga ilay haka
¶ Fatratra, mahay, kinga: Hakavavy amin' ny fihaingoana Ramatoa iny / Manao azy ho haka loatra ranamana iny
¶ Feno sesika: Tonga haka ny takoribabon' ny akoho [Rajemisa 1985]
Quotes  

Entry haka
Part of speech   adjective
English definition   [Provincial] low, as applied to the sea [Richardson 1885]
Vocabulary  

Entry haka
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsileo, Taisaka] kankana [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

Entry haka
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Sihanaka] rahoka [Rakotosaona 1972]

Entry haka
Part of speech   interjection [list]
Malagasy definition   [Betsileo] odrey, dre!: Haka! Tsa mba mieñy i leke valaka (Dre, tsy mba mijanona izy na dia vizana) [Rakotosaona 1972]

Updated on 2017/06/20