Index

Proverbs : akotry

Proverb 1Ataonao ho kibobo tsy enina akotry va aho, no hitsindroka vato kely ? [2.653]

Proverb 2Aza manao takorobabon' akoho: ny iray fisiam-potsimbary, ary ny iray fisian' akotry. [2.165]
Aza manao takorobabon' akoho : ny iray fisiam-potsimbary, aty ny iray asian' akotry. [2.415]
French translationN' ayez pas un jabot comme les poules, qui ont ainsi un endroit pour y mettre le riz blanc, et un autre pour y mettre le riz non décortiqué. [2.165]
Ne faites pas comme les poules avec leur jabot : elles ont un endroit pour le riz blanc et un autre pour le riz non décortiqué. [2.415 #4983]

Proverb 3Fitiavam-bary no tsy ifantenana akotry. [2.415 #4674, 2.653 #974]
Fitiavam-bary ve no tsy ifantenana akotry? [2.558]
Fitiavam-bary ve no tsy itsimponana akotry? [2.558]
French translationC' est par amour du riz qu' on ne choisit pas un à un, les grains de riz non décortiqués. [2.415 #4674]
French interpretationSe disait de ceux qui mangent goulûment. Autre sens : l' affection n' empêche par les remontrances. [2.415 #4674]

Proverb 4Fotsimbary tsy ilaozan' akatatra (akotry) ary lohan' omby tsy ilaozan-delany. [2.558 #1203]
Fotsimbary tsy ilaozan’ akatatra ; lohan’ omby tsy ilaozan-delany. [2.653 #991]
Fotsimbary tsy ilaozan' akatatra, lohan' omby tsy ilaozan-delany, teny maro tsy ilaozan' ny ota. [2.415]
Fotsimbary tsy ilaozan' akatatra, tanàna tsy ilaozan' adala. [1.1 #42]
Ny vary tsy ilaozan' akatatra, tanàna tsy ilaozan' adala. [1.1]
Malagasy interpretationNa aiza na aiza tsy maintsy ahitana olona hafahafa miavaka amin' ny maro ihany. [1.1 #42]
Tsy maintsy misy tsininy kely fa tsy tsara tanteraka akory. [1.1]
French translationDans du riz blanc, il reste toujours des grains non décortiqués; dans une tête de boeuf, il y a toujours une langue ; dans un long discours il y a toujours quelques fautes. [2.415]
French interpretationIl ne faut pas demander l' impossible. [2.415 #5752]

Proverb 5Hoy ny reni-akoho raha mahita akotry: "Antsoy rainareo, rankizy, fa tsy hanin-kahavoky, fa volan-kifanajana" . [2.165 #1783]
French translationLa poule dit, en trouvant un grain de riz: "Appelez votre père, mes enfants, ceci n' est pas vraiment quelque chose qui le rassasiera, mais c' est une parole de respect" . [2.165 #1783]

Proverb 6Mahandro vary tsaitsainy : ao am-bava mifantina akotry. [2.558 #1853]
Mahandro vary tsaitsainy : ao am-bava vao mifantina akotry. [2.415 #4514, 2.653 #1406]
Toto vary maizina, ka ao am-bava no mifantina akotry. [2.558 #287]
French translationFaire cuire du riz à demi-décortiqué : c' est dans la bouche qu' on est obligé de séparer les grains en cosse, des autres. [2.415 #4514]
French interpretationSe disait d' un travail fait vite et mal. [2.415 #4514]

Proverb 7Manao kibon' akoho, ka ny iray asian' akotry, ny iray asiam-potsimbary. [2.558 #1998]
Manao kibon' akoho : ny iray asian’ akotry, ny iray asiam-potsim-bary. [2.653 #1542]

Proverb 8Miangolangola mitendan’ akoho fararano: ny akotry tsy tiana, ka ny bibikely no tadiavina. [2.415 #4693, 2.653 #1723]
Miangolangola toa tendan' akoho fararano : ny vary tsy lany, ka ny bibikely indray no zahana. [2.558]
French translationGourmet comme un gosier de poule en automne : elle dédaigne le riz non décortiqué et elle va chercher des insectes. [2.415 #4693]
French interpretationSe disait aussi des gens qui délaissent ce qu'ils ont désiré, une fois qu' ils l' ont obtenu. [2.415 #4693]

Proverb 9Mpamaky akotry. [2.415 #5395]
French translationL' homme rusé et égoïste sait ouvrir un grain riz et en tirer quelque chose. [2.415 #5395]

Proverb 10Na dia eran' ny akotry iray aza, tsy azo amidy amin' ny firenena hafa ny taniko, fa amin' ny oloko ihany no azo amidy. [2.415 #296]
Na dia tsivalan-dia aza, tsy azo amidy amin' ny firenena hafa ny taniko, fa amin' ny oloko ihany no azo amidy. [2.415 #296]
French translationMa terre ne peut pas être cédée aux étrangers, pas même la dimension d' un grain de riz ou la longueur d' un pied ; elle ne peut être vendue qu' à mes sujets. [2.415 #296]
French interpretationParoles prononcées par les divers souverains de l' Imerina pour refuser aux étrangers le droit d'acquérir la terre ; on les employait pour signifier tout refus de terrain. [2.415 #296]

Proverb 11Nahoana aho no teren-doza roa hoatry ny venty latsaka erany? ny vato mizana hanindry, ny akotry hanindry. [2.415 #2636]
Nahoana aho no teren-doza roa ohatra ny venty latsaka erany : ny vato-mizana hanindry, ny akotry hanindry ? [2.653]
Nahoana re no teren-doza roa ohatra ny venty latsaka erany : ny vato mizana hanindry, ny akotry hanindry? [2.558]
French translationPourquoi suis-je accablé par deux malheurs, comme une pièce de quatre-vingts centimes moins la soixante-douzième partie de la piastre? j' ai à porter le poids de la balance et celui des grains de riz. [2.415 #2636]
French interpretationSe disait d' un double malheur. [2.415 #2636]

Proverb 12Tsy ampy tsy lany, ohatra ny vary be vato. [2.653, 2.974]
Tsy ampy tsy lany, sahala amin' ny vary be akotry. [2.558]
Tsy ampy tsy lany, sahala amin' ny vary be vato. [2.558]
French translationLe riz pierreux peut être insuffisant, il y en a toujours trop. [2.974 #381]

Index