Entry tenda
Part of speech noun
Malagasy definition Faritra amin' ny tenan' ny olombelona sy ny biby mampitohy ny vatana amin' ny loha ary idinan' ny sakafo avy eo am-bava: Misambotra ganagana amin' ny tendony: Marary tenda izy [Rajemisa 1985]
English definition the throat [Hallanger 1973]
French definition la gorge [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry tenda
Part of speech adjective
Malagasy definition Sarotra an-kanina: Ity koa dia efa tenda izaitsizy. Jereo tendana [Rajemisa 1985]

2018/07/20