Entry vary
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-javamaniry madini-boa, izay ambolena amin' ny tany malaria sy be rano, foto-kanin' ny telo ampahefatry ny mponlna eran' izao tontolo izao, ka anisan' izany ny Malagasy. (Misy karazany maro ny vary arakaraka ny lafiny jerena: raha ny bika aman' endriny no jerena, ao ny vary lava, vary botry, vary rojo..., raha ny toerana aniriany kosa, ao ny vary ankeniheny, ny vary an-tanety, ny vary tomboka; raha ny fotoana amafazana azy, ao ny varialoha, vakiambiaty, vary asara, vary jeby, vary atriatry.)
¶ Famarana taloha mitovy amin' ny tolàna inenin' ny vata, izany hoe mahatratra eo amin' ny 120 litatra ankehitriny eo ho savily eo: Vary zato tsy enti-mandeha. [Rajemisa 1985]
English definition rice [Hallanger 1973]
French definition le riz, la plante du riz. Oryza sativa, L. [Abinal 1888]
 riz [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Scientific name Oryza sativa
Derivations 
Morphology 
vary
variko
varinao
variny
varintsika
varinay
varinareo
varin'
varin-
varim-
-bary
-bariko
-barinao
-bariny
-barintsika
-barinay
-barinareo
-barin'
-barin-
-barim-
Compound words, titles, names 
Quotes 
Articles 
Toponymy Place names having the word vary (7)
Ambalavary
Ambarinakanga
  Ambohibary
Tsaratanimbary
  Tsaravary
Tsinjovary
  Vohibary

Entry vary
Part of speech noun
English definition blank-and-white ruffed lemur (Varecia variegata variegata) [Mittermeier: Lemurs]
French definition lémur vari (Varecia variegata variegata) [Mittermeier: Lemurs]
Vocabulary 
Scientific name Varecia variegata variegata
Tables and plates The Lemurs

Entry vary
Part of speech active verb
English definition to vary : manova, mahafa; miova [Sewell 1875]
 to vary : manovaova; miovaova [Hallanger 1969]

2019/04/17