| Entry (1/3) | 1 ampy |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Antonona an' izay ilaina, sahaza: Tsy mbola ampy izao fahaizanao izao fa mbola tokony hianatra ihany ianao / Efa ampy ny variko, tompoko, fa misaotra.
[1.1] |
| Explanations in English |
4 sufficient, enough
[1.2, 1.7] 5 It governs the accusative case, as Ampy anao izany (That is sufficient for you). [Mal. sampai.] [1.2] |
| Explanations in French |
6 suffisant
[1.8, 1.13] 7 assez [1.8] |
| Derivatives |
|
| Analogs | 20 antonony, 21 sahaza |
| All compound words | 22 14 combinations of that word |
| Proverbs | 23 Proverbs containing that word |
| Entry (2/3) | 24 ampy |
| Part of speech | 25 noun |
| Explanations in Malagasy |
26 kotrobaratra, varatra
[Taimoro, Tanosy]
[1.78] |
| Explanations in English |
27 the thunder which comes near
[Provincial]
[1.2] |
| Vocabulary | 28 Meteorology |
| Entry (3/3) | 29 ampy |
| Part of speech | 30 noun |
| Explanations in Malagasy |
31 karazan-javamaniry izay maraorao ny raviny ka raha vao mikasika ny raviny dia mivonto ny hoditra
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Explanations in English |
32 a shrub (or tree?) from the fibre of which a kind of string is made
[Betsimisaraka]
[1.2] |
| Explanations in French |
33 (nom donné à plusieurs plantes urticantes).
34 Urera longifolia Wedd. (Urticaceae). Voir ampilela, ampilelavarika, ampimbato. [Bezanozano, Sakalava, Tsimihety] [1.196] |
| Vocabulary | 35 Botany: tree |
| All compound words | 36 ampimbato |
| Scientific name |
|
| Updated on 2026/02/03 |
|