|
|
|
|

Entry (1/4)1  omby
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Antonona, sahaza (ka samy azo ilazana azy na ny toerana ampidiran-javatra na ny zavatra ampidirina amin' io toerana io): Be loatra ny olona nasaina fa tsy omby ny trano. / Ireo olona izaitratra ireo ve ho omby ao amin' io efitra kely io? [1.1]
4 antonona, sahaza ka samy azo faritana amin'ny io na ny ampidirana na ny ampidirina: Tsy omby ny tongony ilay kiraro / Tsy omby an' ilay kiraro ny tongony [1.62]
5 antonona [Sihanaka] [1.78]
Explanations in English  6 sufficient, enough, competent, large, spacious, roomy, reaching to, arriving at. It is also used for mby [1.2]
Explanations in French  7 suffisant, capable de contenir, qui contient; arrivé, rendu, entré dans: Omby olona roapolo ity trano ity (Cette maison peut contenir vingt personnes) ~ Tsy omby ny tongotro ireto kiraro ireto (Ces souliers sont trop petits pour mes pieds) ~ Nony omby tao an-trano izy... (Lorsqu'il fût arrivé à la maison...) [1.3]
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
All compound words  17  13 combinations of this word
Proverbs  18  Proverbs containing that word
Illustrations 

Entry (2/4)19  omby
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21 Biby lehibe ompiana, karazan' ny biby mampinono ary mandinika, misy tandrony roa ary trafony iray eo an-tampon-damosiny. (Teo amin' ny Ntaolo ka mandraka ankehitriny, dia anisan' ny harena lehibe ho an' ny olona ny omby; ny ilana ny omby dia ireto avy: vonoina hihinanana ny henany, terena hakana ny rononony, afahy hanatavezana azy (omby mifahy), ampitarihina sarety, akana zezika. [1.1]
22 biby lehibe tariky ny misy taolantehezana, mandinika, miteraka sy mampinono ka iray hatrany ny zanany na dia mety hiteraka kambana aza; ... [1.62]
Explanations in English  23 an ox, a cow, cattle. Bos indicus, Var. [swa. Ngombe.] see ombe. [1.2]
24 a cow, an ox; cattle [1.7]
Explanations in French  25 boeuf, l'espèce bovine
26 grossier qui ne sait pas la politesse [1.3]
27 boeuf [1.54]
28 boeuf, vache [1.8]
International  29 Bos indicus [3.1]
Examples  30  Hay valan' omby tokoa no ao ary omby sivy no tsy maintsy havàhany sy havoakany hiraotra ahitra ery andrefam-bohitra [2.470]
31  ombiko ireo, nisy mpamosavy alika namoaka angamba ireo [2.472]
32  Rahefa tsy ampy ny volan' ialahy, amido amiko ny ombin-tsaretin' ialahy [2.472]
33  Ariary telo no nivarotako ny omby mifahiko (Jai vendu trente piastres le boeuf que j'avais engraissé) [1.3]
Morphology 
34  Simple :
Derivatives 
Names :
Vocabulary  38  Zoology: mammals
Synonyms  39 añombe, anomby, aombe, aomby, jamoka, jamòka, jamoka, mbe, ombe
All compound words  40  157 combinations of this word
Proverbs  41  Proverbs containing that word
Quotes  42  Texts mentioning this word
Tables and plates  43  Cattle Coat Colors
44  Shapes of Cattle Horns
Article  45 Randzavola: omby ao amin' ny Baiboly
Illustrations 

Entry (3/4)46  omby
Part of speech  47  noun
Explanations in Malagasy  48 Trano ataon' ny bibindandy [1.1]
49 trano ataon'ny bibin-dandy hisitrihany [1.62]
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French  50 action de faire le cocon, se dit des vers à soie [1.3]
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Vocabulary  57  Zoology: (in general)

Entry (4/4)58  omby
Part of speech  59  noun
Explanations in Malagasy  60 sefo, lehibe [1.60]
Explanations in French  61 chef, patron (le chef est fort comme un boeuf) [1.60]
Synonyms  62 alezy, baibony, kala be, kalaina, kapta, katraka, laibany, mpanana, nôb, ngetroka, pakta, pata

Anagrams  63 imbo, 64 mibo, 65 omby

Updated on 2025/11/13