| Entry | 1 mizana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fitaovana enti-mandanja zavatra, izay misy ny lela-mizana, ny vovona-mizana ary ny fitsara-mizana na lahi-mizana. (Lela-mizana: Ireo zavatra fisaka anankiroa ametrahana ny zavatra lanjaina an-kilany ary ny vato fandanjana an-daniny; vovona-mizana: ilay vy lavalava ipetrahan' ny lela-mizana; ny lahi-mizana na fitsara-mizana: ilay vy kely mitsangana, toy ny fanjaibe, eo afovoan' ny mizana ahalalana ny fahamarinan' ny lanja) [1.1] |
| Explanations in English |
4 a scale for weighting [1.7] |
| Explanations in French |
5 balance [1.3, 1.8] 6 figuré: les magistrats, les juges [1.3] |
| Vocabulary | 7 Tools |
| All compound words | 812 combinations of this word |
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 10 anzima, 11 manazy, 12 mizana |
| Updated on 2025/11/02 |
|