Entry fitiavana (tia)
Part of speech noun
Malagasy definition Firaiketam-po amin-javatra na olona iray, izay tiana ho an' ny tena ary irina ho sambatra sy ho finaritra: Mahagaga ny fitiavan' ny reny ny zanany fa vonona ny hahafoy ny ainy ho azy izy. / Loza ny fitiavan' Ikoto kilalao [Rajemisa 1985]
English definition love, affection, liking [Hallanger 1973]
French definition amour, affection [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Quotes 

2009/02/23