Entry mifantina (fantina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Maka na manavaka izay tsara, mitsaika: Mifantina izay vary tsara hambolena
¶ Maka izay tsara amin' ny sisa maro hafa, mifidy: Mifantina ny sakaizany izy [Rajemisa 1985]
English definition to select, to choose, to pick out, to cull. [Richardson 1885]
 to pick out, to select [Hallanger 1973]
French definition sélectionner, trier, choisir [Hallanger 1974]
Morphology 
mifantina
nifantina
hifantina
mifantena
Examples Satria noheverina ho fanompoana moa izany, nilaza ireo nanome fa ampy azy ny fisahiranana nifantina na nanomana ireo vokatra haseho. [Andraina: Mitaraina, page 24]
Quotes 

2012/08/01