|
|
|
|

Entry1  loha
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Faritra ambony indrindra amin' ny tenan' ny olombelona -- ary aloha indrindra kosa ho an' ny biby -- izay mizara roa: ny eo anoloana misy ny maso, orona, sofina, vava, ary ny ao an-damosina rakotry ny volo, fa ny ao anatiny kosa misy ny ati-doha fototry ny fihontsonana sy ny fisaintsainana ary ny finiavana: Nianjera izy ka vaky ny lohany (raha ny ao anatin' ny loha no lazaina, dia ny teny hoe andoha no ampiasaina: Marary ny andohako; jereo Andoha
Saina: olona kely loha koa izay nametraka itỳ teto
Lehibe mpitarika: Rainivoanjo no lohany tamin' io raharaha ratsy io
Tendrony aloha amin' ny zavatra iray: Nifatratra tao anaty zozoro ny loha lakana
Karazana: Maro loha ny sakafo narosony ho anay
Explanations in English  4  [1.7] the head; the front part
Explanations in French  5  [1.8] la tête; la partie avant
Examples  6  [1.257#] Elo manga miofon'andro ambony loha;
7  [2.528#] Dia hisy loha ho tapaka indray atsy ho atsy!
Morphology 
8  Simple :
9  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
Adverbs :
Prepositions :
All compound words  22  183 words containing loha
Vocabulary  23  Biology 24  Space
Analogs  25  filoha, lehibe, tale, mpitondra, mpitarika, mpifehy, mpanapaka, mpandidy, vovonana iadian' ny lohany, loholona, ben' ny tany, ray aman-dreny, tompomenakely, tompombodivona, mpanjaka, andriana, andriamanjaka
Holonym 
Meronyms 
Co-meronyms 
Proverbs  54  Proverbs containing the word loha
Article  55  Randzavola: loha ao amin' ny Baiboly

Anagrams  56 halo, 57 hola, 58 laho, 59 loha

Updated on 2025/09/13