Entry takorobabo
Part of speech noun
Malagasy definition Ilay kitapo kely feno fofon-drano midofaka izay anangonan' ny vorona sy andemeny ny hanina, alohan' ny tena handevonany azy ao amin' ny haranana, izay tena vavoniny [Rajemisa 1985]
 kitapon-tsakafon'ny vorona [SLP 1986]
English definition the craw of a bird [Richardson 1885]
French definition jabot [SLP 1986]
Vocabulary 
Other spellings 
Synonyms tranon-dremby
Quotes 

Updated on 2012/09/06