Entry maro
Part of speech adjective
Malagasy definition Mihoatra ny iray: Ny telo dia azo lazaina fa efa maro
¶ Tsy vitsy, betsaka: Maro no nadinina, fa vitsy no afaka [Rajemisa 1985]
English definition many [Hallanger 1973]
French definition beaucoup, nombreux [Hallanger 1974]
Derivations 
Synonyms betsaka
Antonyms 
Compound words, titles, names 
Examples 
1ary tao anatin'izany taona maro izany dia niova be ihany Ambositra. [Rajohanesa: Kintana]
2Mbola maro ireo ankizy indray nihira tamiko no tratrako tao amin' ny tobinay na tao amin' ny tanàna manodidina: [Andriamalala: Ranomasina, page 30]
Quotes 
Toponymy Place names having the word maro (29)
Adabomaro
Ankilimaro
Maroaboaly
Maroadabo
Maroadabokely
Maroakanga
Maroala
  Maroamalona
Maroambihy
Maroantsetra
Marofandilia
Marofody
Marofotsy
Marogisa
  Marogisy
Maroharatra
Marohazo
Marojao
Marolambo
Marolinta
Maromby
  Maromena
Maromitety
Maromoka
Maropapango
Marovato
Marovoay
Nosimaro
  Tranomaro

2015/05/11