| Entry | 1 vatomizana |
| Elementary words | 2 vato, 3 mizana |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Fonjana metaly ampiasaina amin' ny fandanjana zavatra amin' ny mizana; manana endrika efa raikitra ny vatomizana ary misy tarehimarika milaza ny lanjany avy: 1 kilao, 2 kilao, 5 kilao, sns
[1.1] |
| Explanations in English |
[vato mizana]
6 a weight used on a scale
[1.7] |
| Explanations in French |
[vato mizana]
7 poids de balance
[1.8] [vato mizana] 8 masse marquée [1.13] |
| Examples |
9 Nifanaraka ny roa tonta fa hampiasa famarana sy fandrefesana ary vatomizana mitovy Imerina sy Lalangina mba hampitovy sy hahamarina tsara ka hampandroso ny varotra nifanaovany
[2.508#]
|
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Article | 11 Randzavola: vatomizana ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2025/11/02 |
|